Tambanivohitra

by JOnjOrOmbOnA

supported by
/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      $1 USD  or more

     

about

Iza no mandroso, ny renivohitra feno hafetsena sa ny any ambanivohitra feno fahatsorana?
Who is more civilised, town or countryside

lyrics

1. Manin-te hody izany ‘zaho
KA ‘Ndeha hamonjy ‘ty tanàna
F’efa nahita zava-maro
‘ Zay tsy maintsy ho tantaraina

Niakatra tany an-drenivohitra tany ,
ka lavitra e
Tojo tanàna haolo ka tsy tamàna ,
ka manina e

FIV. iaieeee, iaieeee…

2. Tonga hitady fandrosoana
Sy mba hikatsaka ny soa
Ny fiainan-tena mba hivoatra
Ny ho avy koa mba tsy ho lò
[Ka]nefa fitavan-tena ,fankalahàna no marobe
Olo-mifanambàka sy mifamono no be dia be

FIV. Ny renivohitra, lazaina fa mandroso
Lazaina tonga lafatra , feno zavatsoa
kanefa feno loto ,
Na ny saina na ny vatana
haratsiana no manjàka
Fahalòvana lalim-paka

Vola no Andriamanitra tompoina isan’andro
Vola no hamonoana,handaingana sy hanambakàna

Mitatatata hoe fihavànana,
[kanefa] fitiavan-tena no tena mibàhana
Midradradradra ho tia tanindrazana
[kanefa] hanompo vazaha ihany ho ifaninanana


Iaieeee,iaieeee

credits

released June 21, 2017
A/C: Jonjorombona

license

all rights reserved

tags

about

JOnjOrOmbOnA Madagascar

contact / help

Contact JOnjOrOmbOnA

Streaming and
Download help

Report this track or account

If you like JOnjOrOmbOnA, you may also like: